Teny iditra | 1 fanampin' anarana |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny frantsay |
3 [1.4.fr#644, 1.66#747] prénom |
Ohatra |
4 [2.356#86] Izy rahateo no nanome an' i Florence ilay fanampin' anarany 5 [2.114#78] Ny fampahafantarana dia tsy maintsy misy ny anarana, fanampin' anarana, vaninandro sy toerana nahaterahana |
Singan-teny | 6 fanampy, anarana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |