Teny iditra | fanamy (tamy) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | Ce qu'on attaque, manière d'attaquer [1.3] | |
Teny iditra | fañamy | |
Sokajin-teny | Tsy lazaina | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka] Miloka, mifanambady [1.78] | |
Fivaditsoratra | famany, fanamy, fanima, finama, mafina, manafy, manifa, mifana |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |