Teny iditra fananan > fananana (anana)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fitambaran' ny zavatra ananana vola, trano, tany, biby ompiana...; harena [Rajemisa 1985]
 harena noharin'ny tena na nolovaina [SLP: Voambolana]
Famaritana anglisy [Rel. s. from manana (anana).] Possessions, property. [Richardson 1885]
 possessions, property [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay ce qu'on possède, propriété [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay patrimoine, biens
¶ fananana iombonana: bien collectif ou commun
¶ fananana ny fitaovam-pamokarana: propriété des moyens de production [SLP: Voambolana]
Lahatsoratra 

Teny iditra fananan > fananana (hana)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fakana na fisamboram-bola misy zanany [Rajemisa 1985]

Teny iditra fananan > fanañaña
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taisaka] hadisoam-panantenana [Rakotosaona 1972]