Teny iditra |
fananan > fananana
(anana)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fitambaran' ny zavatra ananana vola, trano, tany, biby ompiana...; harena [1.1]
|
| Harena noharin'ny tena na nolovaina [1.13]
|
Fanazavàna teny anglisy | Possessions, property [1.2, 1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Ce qu'on possède, propriété [1.8]
|
| Patrimoine, biens [1.13]
|
Ohatra |
1 | Kanety telo no mba fananana.
[1.232]
|
2 | Tsy fananana va ny zanany maro?
[2.270]
|
3 | Notoroan-tsy mba zaka è ka lany fananana!
[2.69]
|
|
Kamban-teny |
|
Lahatsoratra |
|
Teny iditra |
fananan > fananana
(hana)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fakana na fisamboram-bola misy zanany [1.1]
|
|
Teny iditra |
fananan > fanañaña
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
Hadisoam-panantenana [1.78]