Teny iditra fananda (sanda)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Azo anomezana sandany (na vola omena amboniny amin' ny varotra na takalo ifanaovana raha toa ka tsy mitovy vidy ireo zavatra roa ifanakalozana): Tsy fananda ny varotra toy izany [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20