Teny iditra fanandrana (andrana)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina manandrana, mitsapa mialoha [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay ce que l'on essaie, qu'on goûte, manière d'essayer [Abinal 1888]

Teny iditra fanandrana (andrana)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Azo andramana: Tsy fanandrana ny fahafatesana [Rajemisa 1985]

Teny iditra fanandrana (tandra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanongotana amin' ny tandra [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay l'action de saisir avec les pinces, les tenailles, l'instrument, la cause [Abinal 1888]

Teny iditra fanandrana (tandra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanomezana tandra, na zavatra atolotra zaza iray mbola tsy teraka na marary, mba hisambasambana fahaterahana na fahasitranana soa aman-tsara ho azy [Rajemisa 1985]

Teny iditra Fanandrana
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitany) [firaketana]
Voambolana 
Sary 

2015/04/06