Teny iditra | 1 fanandratana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fanaingana ho avo; fampanehoehoana, fanomezana laza: Fanandratana ho olo-masina |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] the act of promoting or exalting |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] action d'exalter, de promouvoir |
Fototeny | 6 sandratra |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |