Teny iditra fanangasanga (sangasanga (sanga))
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba na toetran' ny zavatra manangasanga, izany hoe miseho lany ka ny tendrony ihany no hita [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20