Teny iditra fanangasangana (sangasanga (sanga))
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fisehoana lany ka ny tendrony na ny sangany fotsiny no hita fa ny vatany tsy tazana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20