Teny iditra fanankinana (ankina)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavatra atao tohan' ny zavatra hafa iray: Ny rindrina mazàna rio fanankinana ny sahafa
Olona ananana fitokiana na ametrahana fikarakarana olona...: Olona mahatoky tahaka azy no fanankinanay ny ankizy rehefa tsy eto izahay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [Rel. s. from manankina (ankina).] Anything on which another is made to lean or rest [1.2]
Ohatra Ny fomba tsara indrindra mba hisorohana izany dia ny fanankinana ny ministera tsy misy ministra amina ministra mpisolo toerana efa mpikambana ao amin' ny Governemanta ankehitriny [4.27]

Teny iditra fanankinana (ankina)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy A plant that used to be held by the owners of bulls in bull-fights with the idea that it would ensure victory. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Merina] (de ankina : soutien, stimulant). Herbe indéterminée que les propriétaires de taureaux font absorber à leurs animaux avant le combat. On leur administre aussi, parfois, de la décoction du tsilaky. [1.196]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/02