Teny iditra | fanantazana (tanty) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fandraisana zavatra latsaka na mianjera avy ambony: Fanantazana rakitra Fandraisana zavatra amin' ny tanana velarina [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | The act of collecting in a basket [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Action de ramasser dans un panier, de recevoir dans les deux mains [1.8] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |