Teny iditra | 1 fanantazana |
Fototeny | 2 tanty |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fandraisana zavatra latsaka na mianjera avy ambony: Fanantazana rakitra Fandraisana zavatra amin' ny tanana velarina |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] the act of collecting in a basket |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] action de ramasser dans un panier, de recevoir dans les deux mains |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |