Teny iditra fanantenana (antena (any, tena))
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy hope, expectation [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay l'espérance, l'attente, celui dont on espère [Abinal 1888]
 espoir, espérance [Hallanger 1974]
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Velona ilay fanantenana! [Ravelomanana: Lalana, takila 110]
2Diso fanantenana anefa aho. [Andraina: I Vola, takila 28]
3Mahabe fanantenana izay efa hitako. [Rajaonarivelo: Bina, takila 29]

2017/06/20