Teny iditra fananty (tanty)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina mananty, mandray zavatra amin' ny tanana velarina: Toy izao no fananty baolina [Rajemisa 1985]
 tohana avy ao ambany [SLP 1986]
Famaritana frantsay support [SLP 1986]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra sohitry

Teny iditra fananty (tanty)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy azo tantazana [Rajemisa 1985]

2009/09/09