|
|
|
|

Teny iditra1  fanapahan-kevitra
Singan-teny  2  fanapahana, hevitra
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] a decision
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] décision
Ohatra  6  Ry zareo ihany mantsy no nitehaka nankasitraka ilay fanapahankevitra tsy nifanaraka tamin' ny lalàna noho izy nomba ny tsy ara-dalàna nataony, dia mbola ry zareo ihany indray izao no mitsipaka ny fanapahankevitra mifanaraka tsara amin' ny lalàna sy ny Lalàmpanorenana. [4.27#]

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/25