Teny iditra fanapariahana (pariaka (riaka))
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanaparitahana, fanahafana [1.1]
Ohatra Nahoana no hiandrasana ny fiantombohan’ny fampielezankevitra ny fanapariahana azy io? [4.27]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20