Teny iditra fanapepoana (pepo)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanaovana izay hahapepo, fanasiana lempona; fanakiviana [Rajemisa 1985]
 fanindriana olona mba tsy hampitraka azy [SLP 1986]
Fandikana frantsay asservissement, domination, humiliation [SLP 1986]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31