|
|
|
|

Teny iditra1  fanapitsoka
Fototeny  2  pitsoka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fomba entina manapitsoka, manala taolana amin' ny toerany na mamoha varavarana an-terisetra tsy misy fanalahidy

Fivaditsoratra  5  fanapitsoka, fanapotsika

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05