|
|
|
|

Teny iditra1  fanapoapoaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fitokoavana  3  karavasin'ny mpiandry omby, matetika vita amin'ny taretra aolanolana ary ataony fikapohana na fanapoapoaka fotsiny. [2.314#]
Ohatra  4  [2.314#] karavasin'ny mpiandry omby, matetika vita amin'ny taretra aolanolana ary ataony fikapohana na fanapoapoaka fotsiny.
Fototeny  5  poapoaka

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11