|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  fanapoirana
Fototeny  2 poitra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fanaovana izay hisehoana, hitrangana: Sarotra ny fanapoirana io fantsika io satriatafalentiko lalina ilay izy [1.1]

Teny iditra (2/2) 5  fanapoirana
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny frantsay  7 primitivation [1.13]
Voambolana  8  Matematika: alijebra
Fikambanana  9  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 2 misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04