Teny iditra fanapoizinana (poizina)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanasiana poizina, fanomezana poizina, famosaviana [1.1]
 Fanomezana zavatra mahafaty na mankarary [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Empoisonnement, intoxication [1.13]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05