Teny iditra | fanapoizinana (poizina) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fanasiana poizina, fanomezana poizina, famosaviana [1.1] | |
Fanomezana zavatra mahafaty na mankarary [1.13] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Empoisonnement, intoxication [1.13] | |
Voambolana | Fahasalamana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |