Teny iditra fanaporetaka (poretaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina manaporetaka, manapetaka zavatra malemy bodaka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Ce qu’on peut appliquer [qui soit mou], manière d’appliquer [quelque chose de mou] [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2024/02/08