|
|
|
|

Teny iditra1  fanaporofoana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fanamarinana: Maivana ny fanaporofoanao ny lazainao
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#493] l'action de prouver, la preuve
5  [1.13] démonstration
Ohatra  6  [1.519#] Natao ho fanaporofoana ny fahamarinana ananan' ny mpiteny, noho izany, ny fisotroana tangena sy ozona izay teneniny.
7  [4.27#] Ireo fanapahan-kevitra noraisina faramparany izao^2 dia mirona amin' ny fanaporofoana fa ny fitondram-panjakana dia nisafidy ny nifanarahana antsoina hoe "agrobusiness"
Fototeny  8  porofo

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11