|
|
|
|

Teny iditra1  fanapotika
Sokajin-teny  2  anarana
Fototeny  3  potika
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fomba entina manapotika, mamotika
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] ce qu'on peut mettre en morceaux, manière de morceler
Tovy hevitra  6  famotika

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29