Teny iditra fanararo (hararo)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina milalao, manadala, manampontsampona(olona)
Azo adalaina, lalaovina, sampontsamponana [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20