Teny iditra fanaratana (haratra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanakakasana ny volon-doha, volom-bava, volo amin' ny hareza [Rajemisa 1985]

Teny iditra fanaratana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy fanomezana aratra [SLP 1986]
Famaritana frantsay électrisation [SLP 1986]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/06