|
|
|
|

Teny iditra1  fanaratra
Fototeny  2  haratra
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fomba entina manaratra, mikiky volo amin' ny hareza
Azo haratana

Fivaditsoratra  5  fanaratra, fatrarana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21