Teny iditra fanaratsiana (ratsy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy Evil speaking, slander [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Calomnie [1.3, 1.8]
 L’action de dénigrer, de rendre laid [1.3]
 Dénigrement [1.8]
Ohatra 
1Tsy mana- kery ho enti-mamely izy, ka dia ny fanaratsiana no ataony betsaka. [1.519]
2Ireny fanaratsiana sy fanoherana ireny dia mainka koa nanamafy ny firaisan' ny Mpirotsaka an-tsitrapo izay tena mbola vitsy kely tokoa. [1.369]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/14