Teny iditra | fañare | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Sakalava] Hazo akambana amin' ny lakana mba tsy haharendrika azy raha mitongilana izy [1.1] | |
Voambolana | Fifamoivoizan-tsambo | |
Mpanahaka | fihara | |
Fivaditsoratra | fañare, fanera, ferana |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |