|
|
|
|

Teny iditra1  fañare
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Hazo akambana amin' ny lakana mba tsy haharendrika azy raha mitongilana izy [Sakalava] [1.1]
Voambolana  4  Fifamoivoizan-tsambo

Fivaditsoratra  5  fañare, fanera, ferana, feraña

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31