Teny iditra fanarenana (arina)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy fampitoviana tantana [SLP: Voambolana]
Famaritana frantsay l'action de mettre d'aplomb, de niveler, de redresser; le lieu, l'instrument [Abinal 1888]
Famaritana frantsay nivellement [SLP: Voambolana]
Ohatra 
1Tena mila fanarenana haingana ny firenena. [Rabemolaly: Fary, takila 98]
2amin' ny alalan' ny fanamboarana na fanarenana sekoly ve? [SeFaFi , 2006/11/17]
3Endrey izany fahavononan-dRasoa amin' ny fanarenana azy e. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 69]
Tsipelina hafa 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2018/10/04