Teny iditra fanasafelika (safelika)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina manasafelika, manolaka mampihodidina zavatra iray fa tsy mampandeha azy mahitsy mivantana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05