Teny iditra fanasamboaravoara (samboaravoara)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina manasamboaravoara, mampitroatra, mampihetsika mahery hitambolimbolina
Azo asamboaravoara [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14