Teny iditra | fanasarana (sasatra) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Famizanana; fanelingelenana [Rajemisa 1985] | |
Fandikana frantsay | l'action de fatiguer, la cause [Abinal 1888] | |
Teny iditra | fanasarana (sara) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Fandoavana sarany (hofan-javatra tsy maharitra, miserana) [Rajemisa 1985] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |