| Teny iditra | 1 fanasitrihana |
| Fototeny | 2 sitrika |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fandentehana any anaty rano: Tsy mora ny fanasitrihana alika ao anaty rano
5 Fanafenana: Ato no fanasitrihan-dry zalahy ny boky tsy tiany ho hita 6 Fandevenana, fampidinana na fametrahana ao anaty fasana: Amin' ny telo ny fanasitrihana ny razana [1.1] |
| Tovy hevitra | 7 fanitrihana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|