Teny iditra fanasohasoana (hasohaso)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fandokadokafana izaitsizy misy eso kely na ombam-piandrandrana soa avy amin' ilay dokafana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31