Teny iditra fanasompiranana (sompirana)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fametrahana zavatra misompirana, mivilana [1.1]
 Fanapahana manaraka zotra tsy mifampijadona na tsy mira zotra [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Biaisage [1.13]
Tovy hevitra fanasompirana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05