Teny iditra fanasongadinana (songadina)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanendahan-damba olona, fampiboridanana
Fanaovana izay hampisongadina, hampiavaka tsara, hampivongady [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20