Teny iditra fanatakoboka (takoboka)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina manatakoboka, manafina ao anaty lamba
Azo afenina ao anaty lamba: Tsy fanatakoboka ny akoho [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14