Teny iditra fanatambina (tambina)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina manatambina, manisy tambiny, manampy [Rajemisa 1985]

Teny iditra fanatambina (tambina)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Azo tambinana, ampiana lava izao [Rajemisa 1985]

2009/02/23