Teny iditra fanatambolavola (tambolavola (volavola))
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina manatambolavola, manome endrika boribory, manao boribory, mamolavola [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay Ce qu’on peut mettre en boules, manière de mettre en boules [Abinal 1888]

2016/09/09