Teny iditra fanatambororotra (tambororotra)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina manatambororotra, mampiriotra midina hankamin' ny ambany
Azo atambororotra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14