Teny iditra fanatangarana (tangarana)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina manatangarana, manapaka hentitra tsara [Rajemisa 1985]

Teny iditra fanatangarana (tangarana)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Azo tangaranina [Rajemisa 1985]

2009/02/23