Teny iditra fanatangoloahana (tangoloaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fandoahana lavaka mangotana ao anaty tany, na ao amin' ny rindrina na eo amin' ny fefiloha [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05