Teny iditra fanatanina (tanina)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina manatanina, manatodika amin' ny afo, amin' ny masoandro [Rajemisa 1985]

Teny iditra fanatanina (tanina)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Azo atanina (afo) [Rajemisa 1985]

2009/02/23