Teny iditra | fanatanjahantena (tanjaka, tena) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [ fanatanjahan-tena ] Fitambaran' ireo fampiasan-tena isan-karazany: fandehanana an-tongotra, hazakazaka, fibatan-javatra, lomano, fanetsehana ny tanana, sandry, tongotra, fanalefahana ny hozatra, sns... mba hanatanjahana, hanamafisana ny tena [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | éducation physique [1.13] | |
Voambolana | Fanatanjahan-tena | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |