Teny iditra fanatantavanana (tantavana)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fampandalovana rano na zavatra hafa amin' ny tantavana na amin' ny lamba mba hampahadio azy na hanala ny faikany aminy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay L'action de filtrer, l’instrument, le lieu, le motif [1.3]
 Filtre, passoire [1.13]
Ohatra fanatantavanana azy, hialan' ny ratsy. [2.366]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/07