Teny iditra fanatapika (tapika)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina manatapika, manapaika zavatra eny an-tanan' olona [Rajemisa 1985]

Teny iditra fanatapika (tapika)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Azo tapihina [Rajemisa 1985]

2009/02/23