|
|
|
|

Teny iditra1  fanatevenana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fanaovana izay hahalehibe ny hatevenana, fanamafisana, fanamaroana isa: Fanatevenana ny fikambanana
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] l'action de rendre épais, le motif
Ohatra  5  [2.117#5] ao ny fanatevenana ny teny ao am-pelatanan' ny mpianatra sy fanombohana mandalina ny teny malagasy;
6  [4.27#2012/12/31] Niamboho adidy ny mpanao politika manoloana ny ezaka takian' ny fanatevenana ny fandriampahalemam-pirenena sy ny fiarovana ny mponina.
Fototeny  7  tevina
Tsipelina hafa  8  fanatevezana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12